RN25 : fiara nitondra razana nivadika

Ilay fiara tra-doza.

Nitrangana lozam-pifamoivoizana ny RN25, androany maraina, alakamisy 15 desambra 2022.

Fiara Sprinter iray nitondra razana avy any Mahajanga no latsaka anaty hantsana, teo amin'ny 15km tsy hidirana an'Irondro raha hiazo an'i Mananjary.

Olona maromaro no naratra mafy ary efa naiditra hopitaly.

-De Randriamanana Jeannot

Commentaires

Posts les plus consultés de ce blog

AFFAIRE ROLLY MERCIA

Antsirabe : nafenin'ity tovolahy tany anaty kilaotiny ny findain'olona

Production d'éthanol : cent dix jeunes sauront créer leur activité génératrice de revenus